<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 15:25 | But |
Ary Peka, zanak' i Remalia, lefiny, dia nikomy taminy ka namely an' i Pekahia mbamin' i Argoba sy Aria teo Samaria, tao amin' ny trano-avo amin' ny lapa, ary teo amin' Peka nisy olona dimam-polo lahy tamin' ny taranak' i Gileada; koa namono azy izy, dia nanjaka nandimby azy. | Nioko taminy Fasea, zanak' i Romeliasa, manamboninahitra lefiny, ary namono azy mbamin' i Argoba sy Arie tao Samaria, tao amin' ny trano avon' ny tranon' ny mpanjaka, ary nisy dimampolo lahy tamin' ny taranaky ny Gabaadita nomba azy. Namono an' i Faseià izy, dia nanjaka nandimby azy. | Son écuyer |