<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 16:18 | And the covert for the sabbath that they had built in the house, and the king' s entry without, turned he from the house of the |
Ary ny Fialofana tamin' ny Sabata, izay natao teo akaikin' ny trano, sy ny fidirana ivelany izay an' ny mpanjaka, dia nafindrany ho ao an-tranon' i Jehovah noho ny tahony ny mpanjakan' i Asyria. | ary nafindrany toerana tao an-tranon' ny Tompo ny trano hevan-tsabata naorina tao amin' ny trano, mbamin' ny fidiran' ny mpanjaka teo ivelany, noho ny henany ny mpanjakan' i Asiria. | En considération du roi d' |