<-
->

2Mp 17:26 Wherefore they spake to the king of Assyria, saying, The nations which thou hast removed, and placed in the cities of Samaria, know not the manner of the God of the land: therefore he hath sent lions among them, and, behold, they slay them, because they know not the manner of the God of the land. Dia hoy ny olona tamin' ny mpanjakan' i Asyria: Ny firenena izay nafindranao sy namponeninao eny amin' ny tanànan' i Samaria tsy mahalala izay tokony hatao amin' ny Andriamanitry ny tany any, ka dia nampandeha ny liona hamely azy Izy; ary, indro, nahafatesan' ireny izy noho ny tsi-fahalalany ny fanaon' ny Andriamanitry ny tany. Ary nisy nanao filazana tamin' ny mpanjakan' i Asiria nanao hoe: Tsy mahalala ny fomba fanompoana ny andriamanitry ny tany any ireo firenena nataonao sesi-tany sy namponeninao any amin' ny tanànan' i Samaria, ka nandefasany liona; ka indro fa namono azy ireo, satria tsy mahalala ny fomba fanompoana ny andriamanitry ny tany. Ils dirent au roi d' Assyrie : "Les nations que tu as déportées pour les établir dans les villes de la Samarie ne connaissent pas le rite du dieu du pays, et il a envoyé contre elles des lions. Ceux-ci les font mourir parce qu' elles ne connaissent pas le rite du dieu du pays."