<-
->

2Mp 17:28 Then one of the priests whom they had carried away from Samaria came and dwelt in Bethel, and taught them how they should fear the Lord. Dia tonga ny mpisorona anankiray avy tamin' izay efa nentiny ho babo avy tany Samaria ka nonina tao Betela, dia nampianatra azy izay fahatahorana an' i Jehovah. Dia tonga ny anankiray amin' ireo mpisorona, nentin-ko babo avy any Samaria, ka nonina tao Betela, sy nampianatra azy ireo ny tsy maintsy ataony hanajany an' ny Tompo. Alors vint l' un des prêtres qu' on avait déportés de Samarie et il s' installa à Béthel; il leur enseignait comment ils devaient révérer Yahvé.