<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 17:4 | And the king of |
Ary ny mpanjakan' i Asyria nahita fa niodina Hosea; fa efa naniraka olona tany amin' i So, mpanjakan' i Egypta, izy sady tsy nanatitra hetra ho an' ny mpanjakan' i Asyria intsony tahaka ny fanaony isan-taona; koa dia nanidy azy ny mpanjakan' i Asyria sy namatotra azy tao an-trano-maizina. | Vaky tamin' ny mpanjakan' i Asiria ho nanao teti-dratsy anefa Osea fa naniraka olona tany amin' i Soa, mpanjakan' i Ejipta, sady tsy nandoa hetra intsony ho an' ny mpanjakan' i Asiria, isan-taona, ka nasain' ny mpanjakan' i Asiria nosamborina sy nogadraina, dia nalatsaka an-tranomaizina. | Mais le roi d' |