<-
->

2Mp 17:6 In the ninth year of Hoshea the king of Assyria took Samaria, and carried Israel away into Assyria, and placed them in Halah and in Habor by the river of Gozan, and in the cities of the Medes. Ary tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Hosea no nahafahan' ny mpanjakan' i Asyria an' i Samaria, dia nentiny ho babo tany Asyria ny Isiraely ka namponeniny tao Hala sy teo amoron' i Habora (dia ny onin' i Gozana izany) ary teny amin' ny tanànan' ny Mediana. Nony tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Osea dia azon' ny mpanjakan' i Asiria Samaria, ka nentiny ho babo tany Asiria Israely namponeniny tany Hala, teo amoron' i Habora, ony any Gosana, ary teny amin' ny tanànan' ny Meda. En la neuvième année d' Osée, le roi d' Assyrie prit Samarie et déporta les Israélites en Assyrie. Il les établit à Halah et sur le Habor, fleuve de Gozân, et dans les villes des Mèdes.