<-
->

2Mp 18:10 And at the end of three years they took it: even in the sixth year of Hezekiah, that is in the ninth year of Hoshea king of Israel, Samaria was taken. Ary nony tapitra ny telo taona, dia afak' ireo ny tanàna; dia tamin' ny taona fahenina nanjakan' i Hezekia, izay taona fahasivy nanjakan' i Hosea, mpanjakan' ny Isiraely, no nahafahana an' i Samaria. Nony afaka telo taona, dia afany ny tanàna, dia tamin' ny taona fahenina nanjakan' i Ezekiasa, izay taona fahasivy nanjakan' i Osea, mpanjakan' Israely, no nahafahana an' i Samaria. On la prit au bout de trois ans. Ce fut en la sixième année d' Ezéchias, qui était la neuvième année d' Osée, roi d' Israël, que Samarie tomba.