<-
->

2Mp 18:11 And the king of Assyria did carry away Israel unto Assyria, and put them in Halah and in Habor by the river of Gozan, and in the cities of the Medes: Ary ny mpanjakan' i Asyria nitondra ny Isiraely ho babo tany Asyria ka nametraka azy tao Hala sy teo amoron' i Habora, onin' i Gozana, ary teny amin' ny tanànan' ny Mediana, Dia nentin' ny mpanjakan' i Asiria ho babo tany Asiria Israely, ka namponeniny tao Halà, teo amoron' i Habora, onin' i Gosana, ary teny amin' ny tanànan' ny Meda, Le roi d' Assyrie déporta les Israélites en Assyrie et les installa à Halah et sur le Habor, fleuve de Gozân, et dans les villes des Mèdes.