<-
->

2Mp 18:12 Because they obeyed not the voice of the Lord their God, but transgressed his covenant, and all that Moses the servant of the Lord commanded, and would not hear them, nor do them. Satria tsy nihaino ny feon' i Jehovah Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, dia izay rehetra nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, ka tsy nihaino na nankato izany izy. satria tsy nihaino ny feon' ny Tompo Andriamaniny izy, fa nivadika ny fanekeny, ary tsy misy nohenoiny na narahiny izay rehetra nodidian' i Moizy mpanompon' ny Tompo. C'était parce qu' ils n' avaient pas obéi à la parole de Yahvé, leur Dieu, et qu' ils avaient transgressé son alliance, tout ce qu' avait prescrit Moïse, le serviteur de Yahvé. Ils n' avaient rien écouté ni rien pratiqué.