<-
->

2Mp 18:13 Now in the fourteenth year of king Hezekiah did Sennacherib king of Assyria come up against all the fenced cities of Judah, and took them. Ary tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Hezekia mpanjaka dia niakatra Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, hamely ny tanàna mimànda rehetra any Joda ka nahafaka azy. Tamin' ny taona fahefatra ambin' ny folo nanjakan' i Ezekiasa, dia niakatra hamely ny tanàna mimanda rehetra any Jodà, Senakeriba mpanjakan' i Asiria, ka nahafaka an' ireny. En la quatorzième année du roi Ezéchias, Sennachérib, roi d' Assyrie, monta contre toutes les villes fortes de Juda et s' en empara.