<-
->

2Mp 18:16 At that time did Hezekiah cut off the gold from the doors of the temple of the Lord, and from the pillars which Hezekiah king of Judah had overlaid, and gave it to the king of Assyria. Tamin' izany andro izany no nanendahan' i Hezekia ny volamena tamin' ny varavaran' ny tempolin' i Jehovah sy tamin' ny tolana, dia ilay efa napetak' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda; ary dia nomeny ho an' ny mpanjakan' i Asyria izany. Tamin' izany andro izany, novakin' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà ny varavarana aman-tolam-baravaran' ny tempolin' ny Tompo, izay efa nopetahan' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà takela-bolamena, ary nomeny ny mpanjakan' i Asiria ny volamena. C' est alors qu' Ezéchias fit sauter le revêtement des battants et des montants des portes du sanctuaire de Yahvé, que..., roi de Juda, avait plaqués de métal, et le livra au roi d' Assyrie.