<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 18:2 | Twenty and five years old was he when he began to reign; and he reigned twenty and nine years in |
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary nanjaka sivy amby roa-polo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin' i Zakaria. | Dimy amby roapolo taona izy fony vao nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny reniny dia natao hoe Abì, zanak' i Zakariasa. | Il avait 25 ans à son avènement et il régna 29 ans à |