<-
->

2Mp 18:21 Now, behold, thou trustest upon the staff of this bruised reed, even upon Egypt, on which if a man lean, it will go into his hand, and pierce it: so is Pharaoh king of Egypt unto all that trust on him. Fa, indro, ianao matoky io tehina volotara torotoro io, dia Egypta, nefa raha itehenan' olona iny, dia manindrona ny tànany miboroaka; tahaka izany Farao, mpanjakan' i Egypta, amin' izay rehetra matoky azy. Indro fa volotara vaky no itokianao ankehitriny, dia i Ejipta, ka izay mitehina aminy voatsindrony sy voatrobany avokoa, fa izany tokoa Faraona mpanjakan' i Ejipta ho an' izay rehetra matoky azy. Voici que tu te fies au soutien de ce roseau brisé, l' Egypte, qui pénètre et perce la main de qui s' appuie sur lui. Tel est Pharaon, roi d' Egypte, pour tous ceux qui se fient en lui.