<-
->

2Mp 18:23 Now therefore, I pray thee, give pledges to my lord the king of Assyria, and I will deliver thee two thousand horses, if thou be able on thy part to set riders upon them. Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan' i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy. Koa ankehitriny aoka hanao fanekena amin' ny tompoko mpanjakan' i Asiria hianao, dia homeko soavaly roa arivo, raha mahita mpitaingin-tsoavaly hitaingina izany! Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza? Eh bien! fais un pari avec Monseigneur le roi d' Assyrie : je te donnerai 2.000 chevaux si tu peux trouver des cavaliers pour les monter!