<-
->

2Mp 18:28 Then Rabshakeh stood and cried with a loud voice in the Jews' language, and spake, saying, Hear the word of the great king, the king of Assyria: Dia nijoro teo Rabsake ka niantso tamin' ny feo mahery tamin' ny teny Jiosy hoe: Henoy ny tenin' ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan' i Asyria: Tamin' izay dia nandroso ny mpandroso divay ambony indrindra, ka niantso tamin' ny feo avo tamin' ny fiteny jodaìka dia nanao izao teny izao hoe: Henoinareo ny tenin' ny mpanjaka lehibe, mpanjakan' i Asiria! Alors le grand échanson se tint debout, il cria d' une voix forte, en langue judéenne, et prononça ces mots : "Ecoutez la parole du grand roi, le roi d' Assyrie.