<-
->

2Mp 18:35 Who are they among all the gods of the countries, that have delivered their country out of mine hand, that the Lord should deliver Jerusalem out of mine hand? Iza moa amin' ny andriamanitra rehetra amin' ny tany no efa nahavonjy ny taniny tamin' ny tanako, koa aiza no hahavonjen' i Jehovah an' i Jerosalema amin' ny tanako? Iza amin' ireo andriamanitry ny tany rehetra no efa nahavonjy ny taniny tamin' ny tànako, no hoe Iaveh hahavonjy an' i Jerosalema amin' ny tànako? Parmi tous les dieux des pays, lesquels ont délivré leur pays de ma main, pour que Yahvé délivre Jérusalem?"