<-
->

2Mp 19:10 Thus shall ye speak to Hezekiah king of Judah, saying, Let not thy God in whom thou trustest deceive thee, saying, Jerusalem shall not be delivered into the hand of the king of Assyria. Izao no holazainareo amin' i Hezekia, mpanjakan' ny Joda: Aza mety hofitahin' ny Andriamanitrao Izay itokianao ianao hoe: Jerosalema tsy hatolotra eo an-tànan' ny mpanjakan' i Asyria. Izao no lazaonareo amin' i Ezekiasa mpanjakan' i Jodà: Aza mety harebirebin' ny Andriamanitrao izay itokianao hianao, saingy ilazany hoe: Tsy hatolotra eo an-tanan' ny mpanjakan' i Asiria Jerosalema. "Vous parlerez ainsi à Ezéchias, roi de Juda : Que ton Dieu en qui tu te confies, ne t' abuse pas en disant : Jérusalem ne sera pas livrée aux mains du roi d' Assyrie!