<-
->

2Mp 19:12 Have the gods of the nations delivered them which my fathers have destroyed; as Gozan, and Haran, and Rezeph, and the children of Eden which were in Thelasar? Moa nahavonjy azy va ireo andriamanitry ny firenena noravan' ny razako, dia Gozana sy Harana sy Razefa ary ny taranak' i Edena, izay tao Telasara? Moa nahavonjy azy va ny andriamanitr' ireo firenena noravan' ny razako, dia Gosana, Harana, Resefa, mbamin' ny taranak' i Edena, tany Telasara? Les ont-ils délivrées les dieux des nations que mes pères ont dévastées, Gozân, Harân, Réçeph, et les Edénites qui étaient à Tell Basar?