<-
->

2Mp 19:19 Now therefore, O Lord our God, I beseech thee, save thou us out of his hand, that all the kingdoms of the earth may know that thou art the Lord God, even thou only. Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô, mitaraina aminao aho, vonjeo izahay amin' ny tànany, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa Hianao dia Hianao irery ihany, Jehovah ô, no Andriamanitra. Koa ankehitriny, Iaveh Andriamanitray ô, vonjeo amin' ny tanan' i Senakeriba izahay, mba hahafantaran' ny fanjakana rehetra ambonin' ny tany fa hianao irery, ry Iaveh ô, no Andriamanitra. Mais maintenant, Yahvé, notre Dieu, sauve-nous de sa main, je t' en supplie, et que tous les royaumes de la terre sachent que toi seul es Dieu, Yahvé!"