<-
->

2Mp 19:23 By thy messengers thou hast reproached the Lord, and hast said, With the multitude of my chariots I am come up to the height of the mountains, to the sides of Lebanon, and will cut down the tall cedar trees thereof, and the choice fir trees thereof: and I will enter into the lodgings of his borders, and into the forest of his Carmel. Ny irakao no nihaikanao ny Tompo hoe: Tamin' ny kalesiko maro no niakarako tany an-tampon' ny tendrombohitra, tao afovoan' i Libanona, ary hokapaiko ny sedera avo sy ny kypreso voafantina; dia hiditra any amin' ny faran' ny azo iakarana ao aho sy any amin' ny alany midokadoka. Naniratsira ny Tompo tamin' ny irakao hianao, Ka hoy hianao: Tamin' ny kalesiko maro be, no niakarako tany an-tampon-tendrombohitra, tany an-tendron' i Libana. Hokapaiko ny avo indrindra amin' ny sederany, ny tsara indrindra amin' ny sipresany; ho tonga any an-tampony indrindra aho, dia any amin' ny alany, izay toa saha be hazo mamoa. Par tes messagers, tu as insulté le Seigneur. Tu as dit : Avec mes nombreux chars, j' ai gravi le sommet des monts, les dernières cimes du Liban. J' ai coupé sa haute futaie de cèdres et ses plus beaux cyprès. J' ai atteint son ultime retraite, son parc forestier.