<-
->

2Mp 19:3 And they said unto him, Thus saith Hezekiah, This day is a day of trouble, and of rebuke, and blasphemy; for the children are come to the birth, and there is not strength to bring forth. Ary hoy ireo taminy: Izao no lazain' i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fanalam-baraka ity andro ity; fa mby ao am-piterahana ny zaza, nefa tsy misy hery hiterahana azy. Hoy izy ireo taminy hoe: Izao no lazain' i Ezekiasa: Androm-pahoriana amam-pamaizana sy fanalam-baraka izao andro izao, fa ny zaza efa mby amin' ny hivoahany avy ao an-kibon-dreniny; nefa ny hery hiterahana azy tsy misy. Ceux-ci lui dirent : "Ainsi parle Ezéchias : Ce jour-ci est un jour d' angoisse, de châtiment et d' opprobre. Les enfants sont à terme et la force manque pour enfanter.