<-
->

2Mp 19:32 Therefore thus saith the Lord concerning the king of Assyria, He shall not come into this city, nor shoot an arrow there, nor come before it with shield, nor cast a bank against it. Koa izao no lazain' i Jehovah ny amin' ny mpanjakan' i Asyria: Tsy ho tafiditra amin' ity tanàna ity izy, na handefa zana-tsipìka ho ato, na hitondra ampinga eo anoloany, na hanandratra tovon-tany hamelezany ity. Koa noho izany dia izao no lazain' ny Tompo, ny amin' ny mpanjakan' i Asiria: Tsy ho tafiditra amin' ity tanana ity izy, na handefa zana-tsipìka aminy, na hanandratra ampinga tandrify azy, na hanorina fiarovana hamelezana azy; Voici donc ce que dit Yahvé sur le roi d' Assyrie Il n' entrera pas dans cette ville, il n' y lancera pas de flèche, il ne tendra pas de bouclier contre elle, il n' y entassera pas de remblai.