<-
->

2Mp 19:4 It may be the Lord thy God will hear all the words of Rabshakeh, whom the king of Assyria his master hath sent to reproach the living God; and will reprove the words which the Lord thy God hath heard: wherefore lift up thy prayer for the remnant that are left. Angamba ho ren' i Jehovah Andriamanitrao ny teny rehetra nataon-dRabsake, izay nirahin' ny mpanjakan' i Asyria tompony hihaika an' Andriamanitra velona, ka mba hovaliany izy noho ny teniny izay efa ren' i Jehovah Andriamanitrao; koa aingao ny vavakao hamonjy izay mbola sisa. Angamba ho ren' ny Tompo Andriamanitrao ny teny rehetra nolazain' ny mpandroso divay ambony indrindra, izay nirahin' ny mpanjakan' i Asiria tompony, haniratsira an' Andriamanitra velona, ka iny dia ho faiziny noho ny teniny efa ren' ny Tompo Andriamanitrao. Ka ny fivavahana no asondroty hamonjy izay mbola sisa. Puisse Yahvé, ton Dieu, entendre les paroles du grand échanson, que le roi d' Assyrie, son maître, a envoyé insulter le Dieu vivant, et puisse Yahvé, ton Dieu, punir les paroles qu' il a entendues! Adresse une prière en faveur du reste qui subsiste encore."