<-
->

2Mp 2:2 And Elijah said unto Elisha, Tarry here, I pray thee; for the Lord hath sent me to Bethel. And Elisha said unto him, As the Lord liveth, and as thy soul liveth, I will not leave thee. So they went down to Bethel. Ary hoy Elia tamin' i Elisa: Masìna ianao, mijanòna eto; fa Jehovah efa naniraka ahy hatrany Betela. Fa hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, tsy handao anao mihitsy aho. Ka dia nidina nankany Betela izy roa lahy. Ary hoy Elia tamin' i Elisea: Mijanòna eto raha sitrakao, fa irahin' ny Tompo ho tafahatra any Betela aho. Fa hoy kosa ny navalin' i Elisea: Velona Iaveh ary velona ny ainao! tsy handao anao mihitsy aho! Dia nidina nankany Betela izy ireo. et Elie dit à Elisée : "Reste donc ici, car Yahvé ne m' envoie qu'à Béthel"; mais Elisée répondit : "Aussi vrai que Yahvé est vivant et que tu vis toi-même, je ne te quitterai pas!" et ils descendirent à Béthel.