<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 2:23 | And he went up from thence unto |
Ary dia niakatra avy tao izy ka nankany Betela; ary nony niakatra teny an-dalana izy, dia, indreo, nisy ankizilahy madinika nivoaka avy tao an-tanàna ka nanakora azy hoe: Miakara, ry ilay sola; miakara, ry ilay sola! | Niakatra avy tao izy dia nankany Betela; ary raha mbola niakatra teny an-dàlana izy, dia nisy ankizilahy madinika nivoaka avy ao an-tanàna, naniratsira azy hoe: Miakara, ry ilay sola, miakara, ry ilay sola; | Il monta de là à |