<-
->

2Mp 20:10 And Hezekiah answered, It is a light thing for the shadow to go down ten degrees: nay, but let the shadow return backward ten degrees. Ary Hezekia namaly hoe: Mora foana ny handrosoan' ny aloka hàdiny folo; tsy izany, fa aoka ny aloka hiverina hàdiny folo. Ka hoy ny navalin' i Ezekiasa: Zavatra kely ny handrosoan' ny aloka ambaratonga folo, fa aoka hihemotra ambaratonga folo izy. Ezéchias dit : "C' est peu de chose pour l' ombre de gagner dix degrés! Non! Que plutôt l' ombre recule de dix degrés!"