<-
->

2Mp 20:11 And Isaiah the prophet cried unto the Lord: and he brought the shadow ten degrees backward, by which it had gone down in the dial of Ahaz. Ary Isaia mpaminany nitaraina tamin' i Jehovah, ka nampiverina ny aloka hàdiny folo Jehovah, dia ilay nidinany teo amin' ny dialin' i Ahaza. Tamin' izay nangataka tamin' ny Tompo ny mpaminany ka nahemony ambaratonga folo ny aloka teo amin' ny ambaratongan' i Akaza, dia teo amin' ny ambaratonga efa nidinany. Le prophète Isaïe invoqua Yahvé et celui-ci fit reculer l' ombre sur les degrés que le soleil avait descendus, les degrés de la chambre haute d' Achaz dix degrés en arrière.