<-
->

2Mp 20:14 Then came Isaiah the prophet unto king Hezekiah, and said unto him, What said these men? and from whence came they unto thee? And Hezekiah said, They are come from a far country, even from Babylon. Dia nankany amin' i Hezekia mpanjaka Isaia mpaminany ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireo olona nankaty aminao ireo, ary avy taiza moa izy? Ary hoy Hezekia: Avy tany an-tany lavitra izy, dia avy tany Babylona. Fa tonga tao amin' i Ezekiasa mpanjaka kosa Izaia mpaminany, ka nanao taminy hoe: Ahoana no nolazain' ireny olona ireny, ary avy aiza moa izy ireny no tonga tatý aminao? Dia hoy ny navalin' i Ezekiasa: Avy amin' ny tany lavitra izy, dia avy any Babilona. Alors le prophète Isaïe vint chez le roi Ezéchias et lui demanda : "Qu' ont dit ces gens-là et d' où sont-ils venus chez toi?" Ezéchias répondit : "Ils sont venus d' un pays lointain, de Babylone."