<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 20:15 | And he said, What have they seen in thine house? And |
Dia hoy izy: Ka inona avy anefa no hitany tato an-tranonao? Ary hoy Hezekia: Izay rehetra ato an-tranoko dia efa hitany avokoa: tsy misy zavatra tsy nasehoko azy ny ato amin' ny firaketako rehetra. | Ary hoy ny mpaminany: Inona avy no hitany tao an-tranonao? Ka hoy ny navalin' i Ezekiasa: Hitany avokoa izay tato an-tranoko rehetra, tsy misy tsy nasehoko azy ny tao amin' ny firaketako. |