<-
->

2Mp 20:19 Then said Hezekiah unto Isaiah, Good is the word of the Lord which thou hast spoken. And he said, Is it not good, if peace and truth be in my days? Dia hoy Hezekia tamin' Isaia: Tsara ny tenin' i Jehovah izay nolazainao. Ary hoy koa izy: Eny, tsy izany va, raha misy fiadanana amin' ny androko ka handry fahizay? Dia hoy ny navalin' i Ezekiasa tamin' Izaia: Tsara ny tenin' ny Tompo notononinao. Dia hoy indray izy hoe: Eny, satria homba ahy amin' ny andro hiainako ny fiadanana sy ny hatezana. Ezéchias dit à Isaïe : "C' est une parole favorable de Yahvé que tu annonces." Il pensait en effet : "Pourquoi pas? S' il y a paix et sûreté pendant ma vie!"