<-
->

2Mp 20:3 I beseech thee, O Lord, remember now how I have walked before thee in truth and with a perfect heart, and have done that which is good in thy sight. And Hezekiah wept sore. Jehovah ô, enga anie ka hotsarovanao ny nandehanako teo anatrehanao tamin' ny fahamarinana sy tamin' ny foko rehetra ary ny nanaovako izay tsara eo imasonao. Dia nitomany mafy dia mafy izy. Iaveh ô, tsarovy fa nandeha teo anatrehan' ny tavanao aho, tamim-pahamarinana sy tamin' ny fo mahitsy, ary nanao izay tsara teo imasonao! Sady nirotsaka be dia be ny ranomason' i Ezekiasa. "Ah! Yahvé, souviens-toi, de grâce, que je me suis conduit fidèlement et en toute probité de coeur devant toi, et que j' ai fait ce qui était bien à tes yeux." Et Ezéchias versa d' abondantes larmes.