<-
->

2Mp 20:9 And Isaiah said, This sign shalt thou have of the Lord, that the Lord will do the thing that he hath spoken: shall the shadow go forward ten degrees, or go back ten degrees? Dia hoy Isaia: Izao no famantarana ho anao avy amin' i Jehovah hahalalanao fa Jehovah hanao izay zavatra nolazainy: handroso hàdiny folo va ny aloka, sa hiverina hàdiny folo? Ary hoy Izaia: Izao no famantarana ho anao avy amin' ny Tompo, hahalalànao fa ho tanterahin' ny Tompo ny teny voalazany: handroso ambaratonga folo va ny aloka sa hihemotra ambaratonga folo? Isaïe répondit : "Voici, de la part de Yahvé, le signe qu' il fera ce qu' il a dit : Veux-tu que l' ombre avance de dix degrés, ou qu' elle recule de dix degrés?"