<-
->

2Mp 21:19 Amon was twenty and two years old when he began to reign, and he reigned two years in Jerusalem. And his mother' s name was Meshullemeth, the daughter of Haruz of Jotbah. Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Mesolemeta, zanakavavin' i Haroza, avy any Jotba. Roa amby roapolo taona Amona fony tonga mpanjaka, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Mesalemeta, zanak' i Harosa, avy any Jeteba. Amon avait 22 ans à son avènement et il régna deux ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Meshullémèt, fille de Haruç, et était de Yotba.