<-
->

2Mp 21:24 And the people of the land slew all them that had conspired against king Amon; and the people of the land made Josiah his son king in his stead. Ary ny vahoaka namono izay rehetra nikomy tamin' i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an' i Josia zanany hisolo azy. Novonoin' ny vahoakan' ny tany kosa anefa izay rehetra nikomy tamin' i Amona mpanjaka, ary Josiasa zanany no natsangan' ny vahoakan' ny tany ho mpanjaka hisolo azy. Mais le peuple du pays frappa tous ceux qui avaient conspiré contre le roi Amon et proclama roi à sa place son fils Josias.