<-
->

2Mp 21:3 For he built up again the high places which Hezekiah his father had destroyed; and he reared up altars for Baal, and made a grove, as did Ahab king of Israel; and worshipped all the host of heaven, and served them. Fa namboariny indray ny fitoerana avo, izay noravan' i Hezekia rainy, ka nanangana alitara ho an' i Bala izy sady nanao Aseraha, tahaka izay nataon' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely; ary niankohoka teo anatrehan' izay rehetra eny amin' ny lanitra izy ka nanompo ireny, Naoriny indray ny fitoerana avo noravan' i Ezekiasa rainy, nanangana otely ho an' i Baala izy, nanao aseraha anankiray tahaka ny nataon' i Akaba mpanjakan' Israely, ary niankohoka teo anatrehan' ny tafiky ny lanitra rehetra sy nanompo ireny. Il rebâtit les hauts lieux qu' avait détruits Ezéchias, son père, il éleva des autels à Baal et fabriqua un pieu sacré, comme avait fait Achab, roi d' Israël, il se prosterna devant toute l' armée du ciel et lui rendit un culte.