<-
->

2Mp 22:1 Josiah was eight years old when he began to reign, and he reigned thirty and one years in Jerusalem. And his mother' s name was Jedidah, the daughter of Adaiah of Boscath. Valo taona Josia, fony vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jedida, zanakavavin' i Adaia, avy any Bozkata. Valo taona Josiasa fony tonga mpanjaka, ary iraika amby telopolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Idida zanak' i Hadaia avy any Besekata. Josias avait huit ans à son avènement et il régna 31 ans à Jérusalem; sa mère s' appelait Yedida, fille de Adaya, et était de Boçqat.