<-
->

2Mp 22:16 Thus saith the Lord, Behold, I will bring evil upon this place, and upon the inhabitants thereof, even all the words of the book which the king of Judah hath read: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin' ity tanàna ity sy amin' ny mponina eto, dia araka izay rehetra lazain' ny boky novakin' ny mpanjakan' ny Joda. Izao no lazain' ny Tompo: Indro aho hahatonga loza ho etý amin' ity fitoerana ity sy amin' ny mponina ao aminy, araka ny teny rehetra ao amin' ny boky novakin' ny mpanjakan' i Jodà. Ainsi parle Yahvé. Je vais amener le malheur sur ce lieu et sur ses habitants, tout ce que dit le livre qu' a lu le roi de Juda,