<-
->

2Mp 22:18 But to the king of Judah which sent you to enquire of the Lord, thus shall ye say to him, Thus saith the Lord God of Israel, As touching the words which thou hast heard; Fa ny amin' ny mpanjakan' ny Joda izay naniraka anareo hanontany amin' i Jehovah kosa anefa, dia ambarao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin' ny teny izay novakinao, Lazao amin' ny mpanjakan' i Jodà izay naniraka anareo hanontany amin' ny Tompo, ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Ny amin' ny teny efa renao, Et vous direz au roi de Juda qui vous a envoyés pour consulter Yahvé : Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël : Les paroles que tu as entendues...