<-
->

2Mp 23:1 And the king sent, and they gathered unto him all the elders of Judah and of Jerusalem. Ary nanirahan' ny mpanjaka, ka dia vory tany aminy ny loholon' ny Joda Jerosalema rehetra. Ary ny mpanjaka naniraka hamory ny loholon' i Jodà sy Jerosalema rehetra ho ao aminy. Alors le roi fit convoquer auprès de lui tous les anciens de Juda et de Jérusalem,