<-
->

2Mp 23:10 And he defiled Topheth, which is in the valley of the children of Hinnom, that no man might make his son or his daughter to pass through the fire to Molech. Ary nolotoiny koa Tofeta, izay eo amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo ho an' i Moloka intsony. Nolotoin' ny mpanjaka koa Tofeta, ilay teo an-dohasahan' ny taranak' i Enoma mba tsy hisy hampandeha ny zanany lahy na vavy hamaky ny afo, ho fanajana an' i Molaoka intsony. Il profana le Tophèt de la vallée de Ben-Hinnom, pour que personne ne fît plus passer son fils ou sa fille par le feu en l' honneur de Molek.