<-
->

2Mp 23:13 And the high places that were before Jerusalem, which were on the right hand of the mount of corruption, which Solomon the king of Israel had builded for Ashtoreth the abomination of the Zidonians, and for Chemosh the abomination of the Moabites, and for Milcom the abomination of the children of Ammon, did the king defile. Ary nolotoin' ny mpanjaka ireo fitoerana avo izay teo anoloan' i Jerosalema, teo amin' ny ankavanan' ny tendrombohitra nahitan-doza, dia ireo nataon' i Solomona, mpanjakan' ny Isiraely, ho an' i Astarta, fa havetavetan' ny Sidoniana, sy ho an' i Kemosy, fahavetavetan' i Moaba, ary ho an' i Milkoma, fahavetavetan' ny taranak' i Amona. Nolotoin' ny mpanjaka ireo fitoerana avo tandrifin' i Jerosalema, amin' ny an-kavanan' ny Tendrombohitra Fahaverezana, naorin' i Salomona mpanjakan' Israely, ho an' i Astarte fahavetavetan' ny Sidoniana sy ho an' i Kamosa fahavetavetan' ny zanak' i Amona; Les hauts lieux qui étaient en face de Jérusalem, au sud du mont des Oliviers, et que Salomon roi d' Israël avait bâtis pour Astarté, l' horreur des Sidoniens, pour Kemosh, l' horreur des Moabites, et pour Milkom, l' abomination des Ammonites, le roi les profana.