<-
->

2Mp 23:16 And as Josiah turned himself, he spied the sepulchres that were there in the mount, and sent, and took the bones out of the sepulchres, and burned them upon the altar, and polluted it, according to the word of the Lord which the man of God proclaimed, who proclaimed these words. Ary nitodika Josia ka nahita ny fasana teny an-tendrombohitra, dia naniraka naka ny taolana tao am-pasana, ary nodorany teo ambonin' ny alitara ireny nandotoany azy, araka ny tenin' i Jehovah, izay notorin' ilay lehilahin' Andriamanitra. Nony nitodika Josiasa ka nahita irery fasana teny an-tendrombohitra, dia nampanalainy ny taolana tao am-pasana, nodorany teo ambony otely, nandotoany azy, araka ny tenin' ny Tompo, notononin' ilay olon' Andriamanitra izay efa nilaza izany rahateo. Josias se retourna et vit les tombeaux qui étaient là, dans la montagne; il envoya prendre les ossements de ces tombeaux et les brûla sur l' autel. Ainsi il le profana, accomplissant la parole de Yahvé qu' avait annoncée l' homme de Dieu lorsque Jéroboam se tenait à l' autel pendant la fête. En se retournant, Josias leva les yeux sur le tombeau de l' homme de Dieu qui avait annoncé ces choses