<-
->

2Mp 23:18 And he said, Let him alone; let no man move his bones. So they let his bones alone, with the bones of the prophet that came out of Samaria. Ary hoy izy: Aoka itsy; aza misy manetsika ny taolany akory. Dia tsy nokasihiny ny taolany sy ny taolan' ilay mpaminany avy tany Samaria. Dia hoy izy: Avelao izany fa aza misy manetsika ny taolany. Ka noho izany dia navela tsy voakasika ny taolany, sy ny taolan' ilay mpaminany avy any Samaria. "Laissez-le en paix, dit le roi, et que personne ne dérange ses ossements." On laissa donc ses ossements intacts avec les ossements du prophète qui était de Samarie.