<-
->

2Mp 23:20 And he slew all the priests of the high places that were there upon the altars, and burned men' s bones upon them, and returned to Jerusalem. Ary ny mpisorona rehetra izay teo, dia ny mpisorona amin' ny fitoerana avo, novonoiny teo ambonin' ny alitara, sady nandoro taolan' olona teo koa izy, dia niverina nankany Jerosalema. Novonoiny teo ambonin' ny otely daholo ny mpisoron' ny fitoerana avo izay teo; sady nandorany taolan' olona koa teo, vao niverina nankany Jerosalema izy. Tous les prêtres des hauts lieux qui étaient là furent immolés par lui sur les autels et il y brûla des ossements humains. Puis il revint à Jérusalem.