<-
->

2Mp 23:22 Surely there was not holden such a passover from the days of the judges that judged Israel, nor in all the days of the kings of Israel, nor of the kings of Judah; Fa tsy nisy Paska notandremana toy izany hatramin' ny andron' ny mpitsara izay nitsara ny Isiraely, na tamin' ny andro rehetra nanjakan' ny mpanjakan' ny Isiraely sy ny mpanjakan' ny Joda; Ary tsy mbola nisy nahatoraka an' izany, ny fankalazana ny fetin' ny Paka, hatramin' ny andron' ny Mpitsara nitsara an' Israely, na tamin' ny andro rehetra nanjakan' ny mpanjakan' Israely sy ny mpanjakan' i Jodà. On n' avait pas célébré une Pâque comme celle-là depuis les jours des Juges qui avaient régi Israël et pendant tout le temps des rois d' Israël et des rois de Juda.