<-
->

2Mp 23:25 And like unto him was there no king before him, that turned to the Lord with all his heart, and with all his soul, and with all his might, according to all the law of Moses; neither after him arose there any like him. Ary tsy nisy mpanjaka tahaka azy teo alohany, izay niverina ho amin' i Jehovah tamin' ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra sy ny heriny rehetra araka ny lalàn' i Mosesy rehetra; sady tsy nisy tahaka azy intsony niseho tao aoriany. Tsy nisy mpanjaka talohany nitodika tahaka azy amin' ny Tompo amin' ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra ary ny heriny rehetra, araka ny lalan' i Moizy rehetra, ary tatý aoriana tsy nisy nitovy taminy. Il n' y eut avant lui aucun roi qui se fût, comme lui, tourné vers Yahvé de tout son coeur, de toute son âme et de toute sa force, en toute fidélité à la Loi de Moïse, et après lui il ne s' en leva pas qui lui fût comparable.