<-
->

2Mp 23:26 Notwithstanding the Lord turned not from the fierceness of his great wrath, wherewith his anger was kindled against Judah, because of all the provocations that Manasseh had provoked him withal. Nefa Jehovah tsy nitsahatra tamin' ny firehetan' ny fahatezerany mafy, dia ilay fahatezerana nirehitra tamin' ny Joda noho ny fampahatezerana rehetra izay nampahatezeran' i Manase Azy. Kanefa tsy nionona Iaveh tamin' ny firehetan' ny fahatezerany mafy, satria nirehitra tamin' i Jodà ny fahatezerany, noho ny fihatsiana nampahatezeran' i Manase azy. Pourtant, Yahvé ne revint pas de l' ardeur de sa grande colère, qui s'était enflammée contre Juda pour les déplaisirs que Manassé lui avait causés.