<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:29 | In his days |
Tamin' ny andro nanjakan' i Josia no niakaran' i Farao-neko, mpanjakan' i Egypta, hankany amoron' ny ony Eofrata hiady amin' ny mpanjakan' i Asyria; ary Josia mpanjaka dia nandeha hiady amin' i Farao. Kanjo nony hitany, dia matiny tao Megido izy. | Tamin' ny androny, niakatra hamely ny mpanjakan' i Asiria any amin' ny ony Elfrata, Faraona-Nekao mpanjakan' i Ejipta, ary nandeha hanehatra azy Josiasa mpanjaka. Kanjo vao hitan' i Faraona izy dia matiny tao Magedao. | De son temps, le |