<-
->

2Mp 23:30 And his servants carried him in a chariot dead from Megiddo, and brought him to Jerusalem, and buried him in his own sepulchre. And the people of the land took Jehoahaz the son of Josiah, and anointed him, and made him king in his father' s stead. Ary ny fatiny dia napetraky ny mpanompony tao anaty kalesy ka nentiny niala tao Megido ho any Jerosalema, dia naleviny tao amin' ny fasany. Ary nalain' ny vahoaka Joahaza, zanak' i Josia, dia nohosorany ka nampanjakainy handimby an-drainy. Maty izy no nitondran' ny mpanompony azy tao anaty kalesy, avy any Magedao, ka nentiny tao Jerosalema dia naleviny tao amin' ny fasany. Ary Joakaza zanak' i Josiasa no nalain' ny vahoakan' ny tany, dia nohosorany sy natsangany ho mpanjaka hisolo an-drainy. Ses serviteurs transportèrent son corps en char depuis Megiddo, ils le ramenèrent à Jérusalem et l' ensevelirent dans son tombeau. Le peuple du pays prit Joachaz fils de Josias; on lui donna l' onction et on le proclama roi à la place de son père.