<-
->

2Mp 23:31 Jehoahaz was twenty and three years old when he began to reign; and he reigned three months in Jerusalem. And his mother' s name was Hamutal, the daughter of Jeremiah of Libnah. Telo amby roa-polo taona Joahaza fony izy vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Hamotala, zanakavavin' i Jeremia, avy any Libna. Telo amby roapolo taona Joakaza fony vao nanjaka, ary telo volana no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Amitala zanak' i Jeremia avy any Lobnà. Joachaz avait 23 ans à son avènement et il régna trois mois à Jérusalem; sa mère s' appelait Hamital, fille de Yirmeyahu, et était de Libna.